Sunday, November 13, 2022

Ambatomena church(In English)

 " Woe to me if I do not preach the Gospel!" (I Cor.9:16)


Pictures below show how the roads to Ambatomena looks like, also show my co-workers



Photo: Cathechist Arme, leading and showing the way




Photo: Me and Cat.Arme


Photo: Cat. Arme, Shepherd Vognasae, me


I thank Jesus so much for giving me co-workers. Cat. Arme is a former Bible School student in Mananovy, and from Bara tribe. Vognasae is a shepherd and lives in Ambatomena.

    May Jesus the Lord of the work make us strong in doing his ministry. 

Please keep praying for us.


Pastora Tolotra Mivady
Tel. 0336274075(whatsap)0336274077.
FB page: Reaching The Unreached
Email: danieltolotra@gmail.com
Instagram: Reachingtheunreached.mg

Ambatomena church(In Malagasy)

 


"Fa lozako, raha tsy mitory ny Filazantsara aho!"( IKor.9:16)

Ireto sary eto ambany dia maneho ny lalana mankany Ambatomena, sy ireo mpiara-miasa amiko 


Sary: Katekista Arme mitari-dalana





Sary: Ny tenako sy Kat.Arme

Sary:Kat. Arme, Mpiandry Vognasae sy ny tenako



    Misaotra an'i Jesosy mitafotafo ny tenako omeny namana mpiara-miasa. Katekista Arme moa dia mpianatra tao amin'ny Sekoly Biblika sady avy amin'ny foko Bara. I Vognasae izay mpiandry dia mipetraka eny Ambatomena.    

    Jesosy Tompon'ny asa hanafy hery anay amin'ny fanaovana ny asany, ary mangataka vavaka mandrakariva tompoko.


Pastora Tolotra Mivady
Tel. 0336274075(whatsap)0336274077.
FB page: Reaching The Unreached
Email: danieltolotra@gmail.com
Instagram: Reachingtheunreached.mg

Saturday, November 5, 2022

Ambatomena Church(In Malagasy)

 "Tsy hoe mangatsiaka izahay Pastora, fa tsy voavangy matetika", io no matetika no teny heno avy amin'ny kristiana. Tsy miandry vangiana amin'ny tokatranony kristiana fa tonga mivavaka rehefa hainy hoe tonga Pastora sy Katekista.

Maro ireo natao Absolisiona. 

Sary: Absolisiona, tanora lahy avy ao Ambatomena






Enoho church(In Malagasy)

 Enoho dia tanana kely Bara Andrefan'i Mananovy. Roa ihany ny kristiana ao, izay tsy nifankahita taminay tamin'ny famangiana voalohany.

Vehivavy no tratra tao andrefan-tanana, ary rehefa nifampiresadresaka dia natao ny fampahafantarana sy ny anton-dianay. Tsy nandà izy ireo saingy mila ampianarina vao mety hanao( ho tonga kristiana)

Ny tao antsinan-tanana kosa dia fianakaviana iray. Nandray anay araka ny fomba Bara izy ireo, nahandro sakafo sns...

Mitovy amin'ny ao Andrefan-tanana ny valitenin'izy ireo, mbola manasa anay hiverina ary indrindra hananatra ny zaza madinika.

Indray mandeha ihany no namangiana tany fa mikasa ny hiverina any ny volana Desambra ho avy izao.

Mangataka vavaka avy amintsika mba ho tanteraka ny programa, ary indrindra mba handray ny filazantsara ny mponina ao Enoho.


Sary: Ny tenako sy Rezaba(namana Bara), nandeha tongotra adiny enina mandroso sy miverina.
Sary: Vavahadin'ny Tanana. 




Enoho church(In English)

 Enoho is a little village located in the west of Mananovy. It is a Bara village with only two Christian members, whom I could not meet when I went there. I only could meet old women in the western part if the village. I introduced myself and my friend to them, and also I told them the reasons why we visit them. 

They did not say no, they only say that they can do it if they are taught. 

We also visited those who lives in the west if the village. We were received in a Bara cultural way, they cook for us ect...

Their reply is the same as those from the west, and even more, asking us to teach their children.

I only came there once. Planning to come back there in December.

Please pray for us so that we may be able to come back there, and pray also that the Gospel will be preached in Enoho.

Below are two pictures with my Bara friend Rezaba:

Photo: Me and Rezaba in our way to Enoho( Walking about 6 hours going there and going back)

Photo: Gate of the village. So small, may be for security reason.



Ambatomena Church(In English)

 I started serving in Ambatomena church since April 2022.

It is a small church with few members.

Our main goal is to bring back the lost sheep and sharing the Gospel to non christians.


Photo: Christians of Ambatomena during my first visit.


Wednesday, November 2, 2022

Announcement

 This blog is to show our Evanglism work in three different villages: Ambatomena, Ankarinoro and Enoho.

Each village is surrounded by few small communities that most of them have not been reached by the Gospel, especially Bara communities. So our main goal is to preach the Good News to those places. One of our motto is the Bible verse from Roman 10:14 :

"How, then, can they call on the one they have not believed in? And how can they believe in the one of whom they have not heard? And how can they hear without someone preaching to them?"

May our Lord Jesus Christ bless and strength en us to do his work so that those people come to worship Him.


SOLI DEO GLORIA


Pastora Tolotra Mivady
Tel. 0336274075(whatsap)0336274077.
FB page: Reaching The Unreached
Email: danieltolotra@gmail.com
Instagram: Reachingtheunreached.mg



Wednesday, October 26, 2022

Ambatomena church(In Malagasy)

    Aprily 2021 no nanomboka namangy ny fiangonana Ambatomena izahay. Azo zaraina roa ny asa fitoriana atao ao:


▶️Voalohany, dia ny famangiana ireo kristiana mangatsiaka. Ary izy ireo ihany no omena fiofanana mba hitory koa.

▶️Faharoa, dia ny asa fitoriana any amin'ireo tsy mbola nandray sy nahare ny filazantsara.

Tamin'ny famangiana voalohany, vitsy kely ny kristiana ary trano kely efa tonta no anatanterahana ny fotoam-pivavahana.



Sary: Kristiana Ambatomena nandritra ny famangiana voalohany.



Friday, October 21, 2022

Fampahafantarana

       Misaotra an'i Jesosy fa tafatsangana izao Blog izao, izay natao handehoana ny asa fitoriana filazantsara ataonay mivady aty amin'ny faritra Bara-Betroka.
       Azo zaraina roa ny asa ataonay, voalohany dia ny fanofanana ireo evanjelistra sy katekista ho mpitory ny filazantsara. Faharoa dia ny fitoriana filazantsara any Ambatomena(any Andriry), Ankarinoro ary any Enoho.
        Araka ny anaran'i Blog hoe "Reaching the Unreached", ny tena tanjonay dia ny mba handrenesan'ireo mbola tsy nahare ny filazantsara. 
Ny fanevan'ity Blog ity dia nalaina avy ao amin'ny Romana 10:14:
" Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?"

Sary: Zazamena natao batisa tany Ambatomena, tany Andriry

Jesosy anie hitahy ny asa.
Ho an'Andriamanitra Irery Ihany ny voninahitra!

Pastora Tolotra Mivady
Tel. 0336274075(whatsap)0336274077.
FB page: Reaching The Unreached
Email: danieltolotra@gmail.com
Instagram: Reachingtheunreached.mg